|
|
|
|

Entry (1/2)1  vontona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. [1.1#1046]
Examples  4  vonton' Alahamady ny vintsy [2.69#211]
5  ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857]
6  Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895#176]
Morphology 
7  Simple :
Derivatives 
8  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)10  vontona
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae) [Sakalava] [1.196]
Vocabulary  13  Botany
Scientific name 

Updated on 2023/10/17