|
|
|
|

Entry1  vongana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena
Explanations in English  4  [1.7] a lump
Explanations in French  5  [1.3#854] un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon
6  [1.8] masse, bloc
7  [1.13] bloc, concrétion
Examples  8  [2.357#] ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity
9  [2.643#] Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana.
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  22  avangon, avongan, navango, navonga, vangoan, vongana

Updated on 2025/03/30