Entry | 1 mivongana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitambatra ho iray tsy misaraka: Mivongana ny oram-panala Mandry: Ronono mivongana |
Explanations in English |
4 [1.7] to be in lumps or blocks to be curdled (of milk) |
Explanations in French |
5 [1.8] être en blocs ou gros morceaux être caillé |
Examples |
6 [2.48] manekitra an-kibo ny aretina, ka tsy mivongana ny hanina hanina, dia levona amy ny aretina. |
Root | 7 vongana |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ivonganam, mangavony, mivongana, novaingam, novangaim, novangiam |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |