Entry (1/2) | 1 volovolo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin' ny "Tsy"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy inona |
Vocabulary |
4 Relationships: family |
Root | 5 volo |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 7 volovolo |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.78] [Tambahoaka]
volo malemy na mandady 10 [1.78] [Taisaka] volomandady 11 [1.78] [Bezanozano] volomalemy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |