|
|
|
|

Entry1  voloina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy voIo, be volo: Voloina ny ranjon-dRakoto ka tsy sahy mialapataloa izy
4  [1.13] be volovolo
Explanations in English  5  [1.7] hairy
Explanations in French  6  [1.8, 1.196] poilu
7  [1.8] chevelu
8  [1.13] pelucheux
9  [1.196] duveteux
Examples  10  [2.470#16] Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an' I Lidy si I Saonina?
11  [2.895#36] Tafatsangana ity voloina sy tomady be, izay sondriana nitetika ny tratrany amin' ny tombokavatsa anoloan' ny fitaratra anankiray.
Root  12  volo
Compound words 

Anagrams  15  avolony, lovinao, novaloi, novolai, voloina, volonay

Updated on 2025/01/21