Entry | 1 voatsentsina |
Part of speech | 2 past participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in French |
4 [1.3#759] qu’on a bouché |
Examples |
5 [2.69#200] Dia nanao araka izay nolazain' ny zanany Ilaingahy, ka nony efa voatsentsina tsara ny lavaka, dia hoy ny zanany : "Siaho amin' izao àry, ry Idada. |
Root | 6 tsentsina |
Synonyms | 7 tsinentsina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |