|
|
|
|

Entry (1/2)1  voatondro
Root  2  tondro
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in English  5  [1.2#660] pointed at
Explanations in French  6  [1.3#723] qu'on a indiqué
Examples  7  [2.117] Andro voafetra sy ora voatondro no iaingany.
8  [2.529] Anisan' ny olona voatondro ho mampiahiahy ve aho?
9  [2.445] Tonga maraina teny amin' ilay toerana voatondro izy.
10  [2.471] Izay nanao azy ho lehilahy no nahalany voatondro roa.
11  [2.472] Tamin' ny andro sy toerana voatondro, hitanay i Donga.
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word voatondro

Entry (2/2)15  voatondro
Elementary words  16  voa, tondro
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18  [1.196] (de voa : graine ; et tondro : action d'indiquer du doigt). Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae). Bonne fourragère. Ses graines étaient ramassées pour l'alimentation humaine, malgré leur petitesse, en cas de disette. [Sakalava]
19  [Betsileo]
Vocabulary  20  Botany
Scientific name 

Updated on 2024/12/11