|
|
|
|

Entry1  voatabia
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  a tomato [1.7]
Explanations in French  4  tomate [1.8, 1.5]
5  (de voa : fruit ; et tabiha : gloire, honneur ; allusion au prestige dont jouit ce fruit). C'est l'un des noms de la Tomate : Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). [1.196]
Examples  6  Ron-tsaramaso sy voatabia no tan-dovia; [2.470#14]
7  Voan' ny voatabia ny akanjoko, tompoko. [2.4#92]
8  Tsy inona anefa fa anamamy sy patsa ary voatabia ihany, saingy nasiany toton-tsakamalao, dia nendasiny tamin' ny menaka aloha vao noranoiny kely nataony ketsaketsa. [2.285#297]
Vocabulary  9  Botany: fruit
Other spellings  10  voatabiha, voatabihy
Scientific name 
Illustrations 
12 

Updated on 2020/07/31