|
|
|
|

Entry (1/2)1  tabiha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara [1.1]
Explanations in English  4  state, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom. [1.2]
5  glory, honor [1.7]
Explanations in French  6  gloire, honneur [1.3, 1.8]
7  force [1.3]
Examples  8  Io no kiady, io no voninahitra, io no tabiha, io no rehareha. [2.69#]
9  Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. [2.470#]
10  Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra; [2.996]
Vocabulary  11  Emotions
Compound words 

Entry (2/2)13  tabiha
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka [1.1]
Explanations in French  16  tomate, pomme d'amour [1.3]
17  (ce mot signifiait autrefois : honneur, gloire ; le nom est passé à la tomate, anciennement introduite, et considéré comme un fruit de luxe, qui faisait honneur). Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). Cultivée pour ses fruits et souvent même devenue subspontanée. Nom relevé anciennement par Grandidier. De nos jours on dit plutôt voatabiha. [Merina] [1.196]
Vocabulary  18  Botany
Synonyms  19  voatabiha
Scientific name 

Updated on 2023/08/11