|
|
|
|

Entry1  voasoratra
Root  2  soratra
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#632] écrit, dessiné, marqué, peint
Examples  6  [2.996#47.2.5] fa izao no voasoratry ny mpaminany
7  [2.117#89] Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao.
8  [2.528#81] Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra.
9  [2.113#64] Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly.
10  [1.436] Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny
11  [2.356#166] Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany
Morphology 
12  Past :
Synonyms  13  sinoratra

Updated on 2024/12/11