|
|
|
|

Entry1  voafafa
Root  2  fafa
Part of speech  3  past participle
Explanations in English  4  [1.2] swept, cleared off, wiped, cleansed.
Explanations in French  5  [1.3#136] balayé, raflé
Examples  6  [4.27] Ny fiafarany dia voafafa tanteraka fotsiny izao ny fandikan-dalàna natao.
7  [2.69] Rehefa voafafa ny trano, dia nanokom-bary izy, ka tsy tamin' ny vilany no nandrahoiny, fa tamin' ny tavy.
Synonyms  8  finafa, nofinafa

Updated on 2024/12/11