Entry | 1 velom-bolo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mitsiatsia tsara, falifaly, miramirana |
Explanations in French |
4 [1.3] refait, qui reprend, qui se relève |
Examples |
5 [2.48] dia alaina ireo fanafody efa-doha ireo indray, dia ahosotra azy indray, dia velombolo ny hoditra. |
Elementary words | 6 velona, volo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |