Entry | 1 vavaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny [1.1] |
Explanations in English |
4 prayer [1.7] |
Explanations in French |
5 le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration [1.3#820] 6 prière; voeu, bénédiction [1.8] |
Examples |
7 Narahany vavaka ny fandevenana ireny [2.245#34] 8 Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka [2.285#49] 9 vavaka adino ka toa tsy asiany dikany [2.720] 10 Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko [2.4#115] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Article |
18 Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana) |
Updated on 2022/09/03 |