Entry |
mivavaka
(vavaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [1.1]
|
Explanations in English | To pray, to worship [1.7]
|
Explanations in French | Prier, aller à la messe ou au culte [1.8]
|
Examples |
1 | mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy
[2.470]
|
2 | Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka
[2.48]
|
|
Morphology |
Present : |
mivavaka |
Past : |
nivavaka |
Future : |
hivavaka |
Imperative : |
mivavaha |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
|