Entry | 1 vatoasana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
vato fanasana harena na fanakosehana ody 4 [1.78] [Tanala] fandranitana antsy na fiasana, vato fandrangitana antsy na fiasana 5 [1.1] Karazam-batovary malemy volo atao fandranitana fiasana, toy ny antsy, hety Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy 6 [1.13] vato fanasana fitaovam-piasana |
Explanations in English |
7 [1.2] a stone used for grinding knives, etc., a grindstone. |
Explanations in French |
8 [1.13] meule |
Examples |
9 [2.69#] ny feny an-ila vatoasana. |
Elementary words | 10 vato, asa |
Synonyms | 11 vatovary |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |