|
|
|
|

Entry1  varidimiventy
Elementary words  2  vary, dimy, venty
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy
Examples  5  [2.996#] Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa?
6  [2.131] Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho

Vocabulary  7  Economy: finances, management
Proverbs  8  Proverbs containing the word varidimiventy

Updated on 2024/12/07