|
|
|
|

Entry1  valin' ady
Elementary words  2  valy, ady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fanarenana ny faharesena an' ady
Examples  5  [2.508#] Nanao valinady ny Tanala ka nenjehiny sy nasiany ny tafika merina nody.

Updated on 2024/12/07