Entry (1/3) | 1 valamena |
Root | 2 vala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara 5 Ny Fitsarana [1.1] |
Examples |
6 Dia niakatra tao an-tanàna Ibonia ka niditra ny valamena. [2.69] 7 Rehefa tonga ny fotoana hampandroana an' Andriamisara Efa-dahy, dia mivoaka ny Ranitra Ampanjaka, Mpanolo-tsaina ny Mpanjaka sady Mpisorona, mitondra antsy, mamono ireo omby efa voafatotra hovonoina ao amin' ny kianja manodidina ny Zombabe, ny valamena. [2.508] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 9 valamena |
Root | 10 vala |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 (En Imerina, on appelait valamena une sorte de barrière qui séparait les juges du public ; mena faisait allusion à la noblesse du juge, représentant de la reine, non à la couleur ; c'est peut être l'origine de ce nom ?). Linum betsiliense Baker (Linaceae). Le lin du Betsileo, plante à jolies fleurs jaunes, peut donner une fibre textile ; textile noble, le rouge étant symbole de noblesse. [Bara, Tanosy]
[1.196] |
Vocabulary |
13 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 15 valamena |
Root | 16 vala |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 (de vala et mena : rouge ; de la couleur du bois). Dombeya lecomtei subsp. trichostyla Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 5292. [Tandroy]
[1.196] |
Vocabulary |
19 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 21 mañavela, valamena |
Updated on 2020/07/31 |