|
|
|
|

Entry1  valalatsimandadiharona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana
Examples  4  [2.471] Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
Elementary words  5  valala, tsy, mandady, harona

Updated on 2024/12/07