|
|
|
|

Entry1  vaky hentana
Part of speech  2  locution
Examples  3  [2.996] Aiza Iaveh, izay nitondra antsika niakatra avy any amin'ny tany Ejipta, nitari-dàlana antsika tany an'efitra, tany amin'ny tany ngazana sady vaky hentana, tany amin'ny tany karankaina sy aloky ny fahafatesana, tany amin'ny tany tsy falehan'ny olona, tsy onenan'olona?
Elementary words  4  vaky, hentana

Anagrams  5  hankatevina, vaky hentana

Updated on 2025/01/21