|
|
|
|

Entry1  vaky hentana
Elementary words  2  vaky, hentana
Part of speech  3  locution
Examples  4  Aiza Iaveh, izay nitondra antsika niakatra avy any amin'ny tany Ejipta, nitari-dàlana antsika tany an'efitra, tany amin'ny tany ngazana sady vaky hentana, tany amin'ny tany karankaina sy aloky ny fahafatesana, tany amin'ny tany tsy falehan'ny olona, tsy onenan'olona? [2.996]

Updated on 2023/01/01