|
|
|
|

Entry1  vakim-pileovana
Elementary words  2  vaky, fileovana
Part of speech  3  locution
Explanations in French  4  sous-préfecture [1.8]
Examples  5  Miasa eo ambany fiahian' ny solontenam-panjakana na ny lehiben' ny boriborintany ara-panjakana ny lehiben' ny kartie: ny lehiben' ny vakimpileovana no manendry azy, ary maro ny andraikitra sahaniny izay itovizany amin' ny lehiben' ny faribohitra. [4.27#]

Updated on 2023/10/12