Entry | 1 vahoaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany 4 olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina 5 Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1#1007] |
Explanations in English |
6 the people; the citizens of a country [1.7] |
Explanations in French |
7 le peuple [1.3, 1.8] 8 les sujets d'un état 9 public [1.3] 10 citoyen d'un pays [1.8] |
Examples |
11 Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka [2.131] 12 Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324] 13 Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298] 14 Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298] |
Vocabulary |
15 Politique |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 21 Olona, ambanilanitra, valalabemandry, valalatsimandadiharona, sarambaben' ny kintana, vodiahitrarivo, bozaka aman' ahitra, ny miankandrefam-baravarana, ny velona rehetra, ny olo-miaina |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word vahoaka |
Updated on 2023/06/11 |