Entry | 1 solombavambahoaka |
Elementary words | 2 solombava, vahoaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena [1.1] |
Explanations in English |
5 a deputy, a member of parliament [1.7] |
Explanations in French |
6 député, membre de l'Assemblée Nationale [1.8] 7 député [1.5] |
Examples |
8 Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [2.472] |
Vocabulary |
9 Politique |
Updated on 2023/06/11 |