|
|
|
|

Entry1  vahindanitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka
Explanations in French  4  [1.3][vahin-danitra] la voie lactée
Vocabulary  5  Astronomy
Elementary words  6  vahiny, lanitra

Anagrams  7  handravitany, vahindanitra

Updated on 2025/01/21