|
|
|
|

Entry1  tsy miteny tsy mivolana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza
Examples  4  [2.324] Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny
5  [2.470] tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana I Katy
6  [2.996] Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo?
Elementary words  7  tsy, miteny, mivolana
Analogs  8  tsymahatenytsymahavolana

Updated on 2024/12/12