Entry | 1 tsontsa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana |
Explanations in French |
4 [1.3] Qui se trompe, qui commet une erreur |
Examples |
5 [2.69] Dadako รด, tsy tsontsa va re aho? 6 [2.817] Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |