Entry | 1 tsontsa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana [1.1] |
Explanations in French |
4 Qui se trompe, qui commet une erreur [1.3] |
Examples |
5 Dadako ô, tsy tsontsa va re aho? [2.69] 6 Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |