Entry (1/2) | 1 fitsoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin' ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara [1.1] |
Explanations in English |
4 In Imerina it means a rod, a horse-whip, a twig, a flexible cane. See kapoka, vely. [1.2] |
Explanations in French |
5 action de flanquer un coup, de lancer un coup, des paroles, de dépenser, de vendre, de gripper, de faire rondement, parfaitement [1.3#169] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 11 fitsoka |
Root | 12 tsoka |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin' ny vava: Tsy toy izao no fitsoka afo, ry Bozy 15 Toetran' ny rivotra heno toa mifafy na mikapoka: Malefaka ny fitsokan' ny rivodranomasina androany [1.1] |
Explanations in English |
16 whistling in a jocular manner [Provincial]
[1.2] |
Examples |
17 Tery amin' ny tendron-kazo toa nisy rivotra mahery fitsoka ihany fa nampihofahofa sy nampidoladola ny laingo malefaka rehetra; [2.643] |
Anagrams | 18 fikatso, fitsako, fitsoka |
Updated on 2023/05/28 |