|
|
|
|

Entry1  tsitelotelo
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo
Explanations in English  4  [1.2] three by three
Explanations in French  5  [1.3] trois à trois
Examples  6  [1.357#] Ary tahaka izany koa ny amy ny monokotiledona, nefa milahatra tsitelotelo izy ireo.
7  [2.356] Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatroa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe.
Root  8  telo

Updated on 2024/12/10