Entry | 1 tsitelotelo |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo |
Explanations in English |
4 [1.2] three by three |
Explanations in French |
5 [1.3] trois à trois |
Examples |
6 [1.357#] Ary tahaka izany koa ny amy ny monokotiledona, nefa milahatra tsitelotelo izy ireo. 7 [2.356] Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatroa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe. |
Root | 8 telo |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |