|
|
|
|

Entry1  tsindriana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko
Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy
Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha
Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra
Root  4  tsindry
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word tsindriana

Updated on 2024/12/11