Entry | 1 tsindrio |
Root | 2 tsindry |
Part of speech | 3 imperative of passive verb tsindriana |
Examples |
4 tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha [1.1] 5 tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [1.1] 6 tsindrio sy toneo ny fonao, Randrianaivo, hoy ny eritreriny anankiray, fa tsy manana elatra toy ireo tantely ireo hianao, ary ilay voninkazo mahafalifaly anao ary ambony lavitra, ka tsy azonao hatonina. [2.324] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word tsindrio |
Tables and plates |
8 All the passive imperatives |
Updated on 2023/01/05 |