|
|
|
|

Entry1  tsinay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m) [1.1]
Explanations in English  4  intestines, entrails [1.7]
Explanations in French  5  intestin, entrailles [1.8]
Examples  6  Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina. [2.470]
7  dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona; [2.48]
Vocabulary  8  Biology
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word tsinay

Anagrams  16  sainty, tanisy, tsinay

Updated on 2023/05/19