Entry | 1 tsinam-bolana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] volana vaovao |
Explanations in English |
4 [1.7] the new moon |
Explanations in French |
5 [1.8] la nouvelle lune |
Examples |
6 [1.381#] Ka tsy mba misy ao aminy ny mamono roa amin'ny tsinambolana fa amin' ny fandehan' ny masoandro. |
Vocabulary |
7 Astronomy |
Elementary words | 8 tsinana, volana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |