|
|
|
|

Entry1  tsimbalivaly
Root  2  valy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#989] Valim-bonoana
5  [1.1] Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana
Examples  6  [2.285#] Ary tsarovy farany indrindra fa tsimbalivaly.
7  [2.606#] Tsy azo sarahina amin'ny rafitry ny toekarena sy rafi-pitondrana mantsy ny rafi-pisainana, fa misy fifandraisana tsimbalivaly amin' izy telo tonta.

Updated on 2024/12/26