Entry (1/2) | 1 torana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny tena: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy [1.1] |
Explanations in French |
4 évanoui, tombé en défaillance, en syncope 5 saisi par une forte impression de joie ou de tristesse [1.3] 6 en syncope [1.13] |
Vocabulary |
7 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 torana |
Part of speech | 16 adjective |
Explanations in Malagasy |
17 Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso vao torana. [1.1] |
Anagrams | 18 anotra, atrano, naotra, noatra, rotana, tanora, tarona, torana |
Updated on 2020/07/31 |