Entry 1/3 fanorana (orana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy) [1.1]

Entry 2/3 fanorana (otra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko [1.1]
Compound words 

Entry 3/3 fanorana (torana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20