|
|
|
|

Entry1  fahatoranana
Root  2  torana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety
Explanations in French  5  [1.13] évanouissement, perte de connaissance
Examples  6  [2.472#] Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy.
7  [2.4#] Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany.

Anagrams  8  fahatanorana, fahatoranana, fanatorahana

Updated on 2025/01/21