|
|
|
|

Entry1  tonon' andro
Elementary words  2  tonona, andro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] vintana araka ny andro ahaterahana
Explanations in French  5  [1.10] jours astrologiques
6  [1.3, 1.5] le destin du jour
7  [1.3] Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui
8  [1.5] horoscope
Examples  9  [2.48] fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro.
10  [2.895#] tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra?
11  [2.508#] Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza.
12  [2.131] Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo
Vocabulary  13  Religions, Beliefs
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word tonon' andro

Updated on 2024/12/07