|
|
|
|

Entry1  tolo-kevitra
Elementary words  2  tolotra, hevitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina
5  [1.13] fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso
Explanations in French  6  [1.13] proposition mathématique, suggestion
7  [1.5#143] proposition
Examples  8  [1.369] Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao
9  [4.27#] Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna
10  [1.320#] Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.
Vocabulary  11  Philosophy

Updated on 2024/12/07