|
|
|
|

Entry1  tokam-bolana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana
4  [1.13][tokambolana] tsy mandainga, tsy mivadibolàna
Explanations in French  5  [1.13][tokambolana] fidèle
Elementary words  6  tokana, volana

Updated on 2024/12/07