Entry |
toby
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Toerana ilasian'ny tafika Toerana anorenana trano vonjimaika hitoeran'ny mpiasa toy
ny mpihady volamena, manjarano, mpanao lalana; lasy [1.1]
|
| [Tsimihety]
Ny Toby (eto) dia toerana ivelan'ny tanana fiandrasam-paty
(fiandrasana ny taolam-balo raha amin'ny famadihana)
izany hoe izany dia tobin'ny maty (mandra-pandevina azy).
Atsangana eo ny trano ratsy, trano tsotra dia tsotra vita
tamin'ny rantsana sy ravin'antrendry.
Fondra ratsy no anaran'ilay toerana natokan'ny tanana ho fanaovana izany
(Fondra: ala, kirihitr'ala, mety ho alan-jozoro sy volotara).
Hazava tsaratsara kokoa ny teny hoe Toby raha saintsainintsika ny
hevitra samihafa lazain'io tenu io: ohatra amin'ny Merina ny toby
dia izay onenana tsy maharitra ela, toy ny trano vonjy
maika any an-tanimbary, na any an-tanim-boly.
Marihina fa raha amin'ny fiandrasana ny taloam-balo dia
tsindraidray tadiavina ny olona no manaraka izany fomba izany
ankehitrio, ny hany atao dia ny mametraka ny taolam-balo ivelan'ny
trano fa ao anatinny tanana ihany fa tsy entina ivelany loatra. [2.398]
|
| Toerana ilasiana [1.13]
|
Explanations in English | An encampement. See lasy [1.2]
|
| A camp; a small heap [1.7]
|
Explanations in French | Camp, campement des troupes et des voyageurs Figuré: réunion d'objets [1.3]
|
| Camp, campement, réservoir, r [...] [full text in 1.5]
|
| Camp; petit tas [1.8]
|
| [Tanala]
Camp; foule de gens, troupe [1.6]
|
| Campement [1.13]
|
Examples |
1 | Mpikarama marobe avy amin' ny mponina manodidina no nahazo asa tsy satry tamin' ireo toby roa lehibe ireo;
[2.470]
|
2 | Nandray azy tsara ny filohan' ny toby.
[2.472]
|
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
Toby
(toby)
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -24.9666667, 46.2666667
-24.3333333, 45.7166667
-24.2833333, 46.6166667
-22.3666667, 47.4166667
-19.5666667, 45.9333333
-19.5166667, 47.9333333
|
|