Entry | 1 fitobiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian' ny mpianatra kilasimandry alohan' ny handeha hitsangantsangana Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian' ny fahavalo tsy lavitra ny tanàna Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian' ny fako eto akaikin' ny trano eto |
Root | 4 toby |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |