Entry | terena (tery) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany (tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Forcé [1.13] | ||||||||
Examples | Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe;
[2.324] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word terena | ||||||||
Anagrams | etrena, terena |
Updated on 2023/01/20 |