Entry (1/4) | 1 taratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fitaratra [Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] 4 Hazavana alefana zavatra miantefa amin' ny rano na fitaratra: Manimba maso ny taratry ny masoandro ao anaty rano raha mandeha lava amin' ny lakana 5 Hazavana mihalohalo na miserana kely: Mahafinaritra izany tara-bolana aty anaty hazo 6 Fijerena zavatra maninteraka lamba na fitaratra na amin' ny elakelaky ny rantsantanana 7 Fanarangaranana na fitsikilovana izay atao miafinafina [1.1] |
Explanations in English |
8 a beam of light; a reflection [1.7] |
Explanations in French |
9 rayon de lumière; lumière réfléchie [1.8] 10 radiation, irradiation, reflet [1.13] |
Examples |
11 Hita taratra amin' ny fihetsiny ny haalinan-tsain' I Saonina. [2.470] 12 Iny fiara iray nandefa taratra mahery vaika no nitsilo ny fidolany. [2.529] |
Vocabulary |
13 Physics |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Entry (2/4) | 22 taratra |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 (mis pour ataratra : abat-jour ; tout ce qui filtre les rayons du soleil). Suivant les régions les Sakalava prononcent souvent taratse ou taratsy, ce qui a donné lieu à plusieurs graphies, que nous ne reproduirons pas. Phoenix reclinata var. madagascariensis Becc. (Arecaceae). Espèce voisine du dattier. Mais le fruit à pulpe très mince est loin d'avoir la même valeur alimentaire. Le bourgeon terminal est un bon chou palmiste. Les segments des feuilles sont souvent utilisés en sparterie, notamment pour faire des parasols et les abats jour, d'où le nom malgache. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
25 Botany |
Other spellings | 26 taratse, taratsy |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 28 Taratra |
Elementary words | 29 taratra |
Part of speech | 30 name (book title) |
Author |
31 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Publishings |
32 |
Entry (4/4) | 33 Taratra |
Part of speech | 34 name (newspaper) |
Vocabulary |
35 Publishers, newspapers |
Publishings |
36 |
Anagrams | 37 Taratra, taratra, Taratra, taratra |
Updated on 2023/08/16 |