|
|
|
|

Entry1  tarafina (taratra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso
4  Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy
5  Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro
6  Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna [1.1]
Explanations in English  7  to be shined on; to be examined by X-ray [1.7]
Explanations in French  8  sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie [1.8]
Examples  9  Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana: [4.27]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  tilina, tsikilovina, zahana taratra
Compound words 

Anagrams  16  atrifana, fanaitra, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, tafarina, tarafina

Updated on 2023/01/20