|
|
|
|

Entry1  taratasim-bola
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola
Explanations in French  4  [1.13] effets de commerce, mandat-carte
Examples  5  [4.27#] Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika.
Vocabulary  6  Economy: finances, management
Elementary words  7  taratasy, vola

Updated on 2024/12/07