|
|
|
|

Entry1  taratasy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra amboarina amin' ny zavamaniry na voridamba izay atao koba dia tampisahana manify dia manify, ka ampiasaina hanoratana: Manify loatra ity taratasy ity ka tsy azo anoratana
Ravin-taratasy
Soratra ifandefasan' ny olona roa mba hifamangiana, hifampilazana vaovao na hifampiraharahana: Nandefa taratasy tany amin' / dadatoa aho mba hamangiako azy tamin' ny nahafatesan' ny zanany
Teny ilazana ankapobeny ny soratra rehetra Raina ho fanamarinana ny fananan-javatra na fahavitan-draharaha iray: Ento daholo ny taratasy rehetra momba ny aotomobilina.
Explanations in English  4  [1.7] paper; a letter (correspondence)
Explanations in French  5  [1.8] papier; lettre (de correspondance)
Examples  6  [2.324] Nakombony ny diariny, ka mbola nandray ny taratasy ihany izy hanoratra;
7  [2.470] olona manoratra sy mandrotsaka taratasy anaty vatakely no tsinjony.
Derivatives 
8  Names :
Compound words 
Titles  20  Voninkazo taratasy (Rajaobelison SamuĂ«l)

Updated on 2025/01/21