|
|
|
|

Entry1  taozavatra
Elementary words  2  tao, zavatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon' ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay mahasoa azy: Ny taozavatra no ananana izay mahasoa: sakafo, fitafiana, trano
5  [1.62#972] fanamboarana ny akora voajanahary hajary zavatra azo hanina na ho fitaovana ampiasaina amin' ny fiainana andavanandro: Iray amin' ireo fanoitran' ny fampandrosoana ny taozavatra
Explanations in French  6  [1.13, 1.5] artisanat, petite entreprise
Examples  7  [2.470] Izany no mba taozavatrao.
8  [1.38] Sady nazoto ny Egyptiana no nahay tamin' ny taozavatra.
9  [2.470] Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona.
10  [2.48] Ary ny taozavatra atao ao Amparihibe
11  [2.996] ny mamorona taozavatra vaovao, ny manefy volamena sy volafotsy ary varahina,
Morphology 
12  Simple :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word taozavatra

Updated on 2024/12/07